Teny Fanolorana

Ny hira dia nalahatra arakaraky ny mpihira, raha misy kosa olona manana soso-kevitra, na tia ampiditra hira, na mitady tablature gasy dia aoka izy anarotra etsy ambany, dia afaka ampidiriana ‘lay izy amin’ny manaraka. Ny hafatra fotsiny dia avy amin’ilay fehezanteny notsongaina avy amin’ny soratra masina hoe satria ianareo omena maimaim-poana, dia mahaiza koa manome maimaim-poana .

223 Réponses to “Teny Fanolorana”

  1. Ming Rakotovao octobre 21, 2014 at 8:56 #

    mba mangataka « tablature »n mikea « morondava » r mb tratranareo

  2. Sitraka Andrianarisoa septembre 19, 2014 at 4:46 #

    Mba mangataka ny accord guitare: Andriamanitra o an’i Rija Ramanantoanina izay iarahany mihira amin’ny Francia sy Dadah azafady

    • Ming Rakotovao octobre 21, 2014 at 8:59 #

      Toa tsy ho ela dia ho foana izao tontolo izao
      C E Am

      Soa ihany aho fa nihaona sy nahalala anao
      Dm G

      Fa teny amoron-kady ny antsana no tazana
      E Am

      Nitodika aho nitady tsy sandry ihantsampazana
      Dm G C G

      Ny manodidina ahy toa maona sy pokaty
      C E Am

      Ny hatsaram-panahy nandositra sa maty?
      Dm G

      Na ny fitserana aza lasa nandao koa ny fo
      E Am

      Tsisy teny ahalaza ny alaheloko
      Dm G C

      Indrisy ny fitiavan-tena
      Dm G

      Ny loharanon’ny maloto
      E Am

      Tsy mety ritra tsy hay fefena
      Dm G

      Ka lasa rano fisotro
      C

      Tsy misy atahorana
      Dm G

      Hitsakitsahina daholo
      E Am

      Nahilika nodorana
      Dm G

      Ny Fahendren’ny Ntaolo
      C

    • gasytablature octobre 27, 2014 at 6:53 #

      salama e!

      Efa tao Ihany ilay izy fa ao amin´ny mahaleo

      http://gasytablature.wordpress.com/andriamanitra-avo/

      Mazotoa

  3. Najoro Razafindralambo septembre 12, 2014 at 1:47 #

    Salama e!! sao dia mba misy mahay manao reglage kabosy @ gitara ato ?!

    • gasytablature septembre 13, 2014 at 6:56 #

      Za aloha tsy mahay fa ny fahazoko azy fotsiny atao accord iray ny « sans doigt », izany hoe raha tendrena amin’izao lay gitara dia tokony mi-saccorde. Ohatra, CGEGCE, hevitra fotsiny fa tsy aiko ny tena izy ;)

    • Ming Rakotovao octobre 21, 2014 at 8:15 #

      raha mahay manao reglage accord gasy ianao de:-atao accord gasy aloha
      -avieo accordenao @sol(2è corde) ny mi kely ka ampanarahina ny feon’ny sol piritina @3ècase ny mi kely
      -maazo open sol enao @ze d io le izy ra ny faalalak az

  4. nyckah juillet 3, 2014 at 3:43 #

    Jaim

  5. nyckah juillet 3, 2014 at 3:36 #

    Slu.mafnaritr le site e.mb mangataka anle namako ianao(mahajanga) an rija oelijaona na pazzapa e.msaotra mialoh d mankasitraka e

  6. Jul Randria mai 26, 2014 at 12:45 #

    Salut daholy a!!! Dia misaotra betsaka hoan’ilay namorona an’ilay site. Fa soa dia mba azo atsaraina kely le izy. Mba ovaina ‘lay template. Tsy manina na ‘lay template wordpress gratuit ireny ary.
    Misaotra betsaka

    • gasytablature mai 26, 2014 at 3:36 #

      Misaotra amin’ny soson-kevitra e!! Fa tsy ilay hatsaran’ilay template no zava-dehibe eto fa ilay option atolotr’ilay template. ‘Lay format an’ilay tab no tena mahatsara azy! Nefa raha misy tsaratsara kokoa tsy manin!

  7. rija hary mai 12, 2014 at 5:19 #

    mba mangataka tab zo ryan (tia aho)

  8. rija hary mai 11, 2014 at 2:38 #

    mba mangataka le tab zo ryan hoe tia aho.misaotr mialoha eh!

  9. Capitaine Bobo avril 9, 2014 at 7:09 #

    Salama e.

    Mba hangataka’ny le tabs any Erick Manana – Tsy ferana, aza fady.

    Misaotra mialoha

  10. Jaan Ra mars 26, 2014 at 2:14 #

    Mba asio ambondrona « rakala » ndray lou e :)

  11. sopramars mars 8, 2014 at 11:58 #

    Manahoana. mba mangataka ny tablatures fantatro fa an’i njakatiana azfd!

  12. Jimmy Alvaro mars 8, 2014 at 12:53 #

    Salama o ! Za zany mba mangataka kely raha mba mety ny tablature any hiran’Eric Manana Tsiky Malefaka
    Misaotra betsaka e !

  13. hanitsoa mars 5, 2014 at 10:18 #

    Salama tompoko ! Mba mangataka ny hiran’i Bessa Andriamanitra raha azo atao e! Misaotra tompoko

  14. kotoniry février 25, 2014 at 4:11 #

    Mba mangataka tondrom-peo « ampelako » an’i Mika sy Davis, de le « Aza ilaozanao » an’i erick manana azafday indrindra

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

Suivre

Recevez les nouvelles publications par mail.

Rejoignez 447 autres abonnés

%d blogueurs aiment cette page :