Feo

24 nov

Salama daholo,

Misy santionam-peo koa nampiarahana amin’ny tablature, vao « Ampindramo » any Mika sy Davis zao alou ny vita sa andrana ihany koa. Koa raha misy mila ny santionam-peo ny hira sasany dia afaka ampidirina.

Eny indray ary
GasyTablature

About these ads

4 Réponses to “Feo”

  1. rabekoto février 12, 2013 at 7:42 #

    tamboho tsiakoraka misaotra betsaka

  2. Miantra décembre 14, 2012 at 9:55 #

    Salama e! mety ve ra mba asina feo le « Alondrano » Tselatra azafady. Misaotra mialoha!

    • gasytablature décembre 18, 2012 at 7:17 #

      Manahoana o!

      Mbola somary sahirana kely aho fa amin’ny manaraka. Mirary Krismasy sambatra!!

      Mazotoa

      • Miantra janvier 10, 2013 at 3:54 #

        Arabaina nahatratra ny taona 2013, mirary soa ho antsika rehetra.

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

Suivre

Recevez les nouvelles publications par mail.

Rejoignez 453 autres abonnés

%d blogueurs aiment cette page :