Teny fanolorana

Ny hira dia nalahatra arakaraky ny mpihira, raha misy kosa olona manana soso-kevitra, na tia ampditra hira, na mitady tablature gasy dia aoka izy anarotra etsy ambany, dia afaka ampidiriana ‘lay izy amin’ny manaraka. Ny hafatra fotsiny dia avy ‘lay fehezanteny notsongaina avy amin’ny soratra masina, satria nareo omena maimaim-poana, dia mahaiza koa manome maimaim-poana.

9 réflexions sur “Teny fanolorana

  1. Salut,
    Mba mangataka an’ny hiran’i Babaique sy Cynthia « Anao tiako ». Mba tsara be io ira io.
    Anao tiako::Babaique,Cynthia ao amin’ny youtube.
    Milay be ny cite anareo fa tohizo. :)
    Merci d’avance!
    Yva

  2. Miarahaba tompoko ô !
    Mba mangataka ny tena tondrompeo ho an’ireto hiran’ny Tarika Mahaleo ireto azafady indrindra raha mba azo atao :
    – Ry Tompo ;
    – Ny lasantsika;
    – Patrô ;
    Mankasitraka amin’ilay fizarana fa tena manampy betsaka tokoa e.
    Mankahery !

  3. Salama daholo e,
    Sao de mba afaka omenao tablature na prtition an’le hiran’ r’zalà « nofim-pitia » iny azafad indrindra

    ito ny lien afahanareo miheno an’ilay hira

    1. Mbola sahirana kely aho fa ampidirana amin’ny manaraka e! ilay fampidirana fotsiny angamba no mila jerena fa raha le hira dia toa:

      Dm | F | C

      foana aloha

      avy eo

      Dm | G | Em | Am | Dm | G | F | Fm | C

      eo amin’ilay miakatra iny.

      Raha C moa zany ny itondrana azy.

      Mazotoa ary.

  4. Mhafinaritra e ! raha mba misy tablature hafa koa tselatra ity Mage 4 ity aloha efa masaka b misaotra e dia aparitaka amn namana izy ity fa samba samba nahita tabature malagasy tamn net.. mankasitraka

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s