Ampela



Am7	:	x02010
Bm7	: 	x24232
C/D     :       xx0553
Cmaj7'	:	xx(10)987
Dsus2/B :	xx97(10)x
D5/B	:	xx97(10)(10)
Em7'	:	x79787
E7	: 	020130
Cmaj7	: 	x35453
Em	:	022000
G6      :       x2001x


Intro: Am7 | Bm7 | Cmaj7 | C/D | G


  Cmaj7'                        
Ilay ampela kely miavonavona iny
     Dsus2/B   D5/B   Em7'
manadala------dala   saina
   Cmaj7'                
Sahirana ny loha dia mandreraka ny fo...
Dsus2/B Em7
Eie
      Cmaj7'        Dsus2/B    Em7' 
Nefa tiako izy e!  tiako   izy e!
   Am7   Bm7          Cmaj7
misisika eo an-tratrako eo
   Bm7       E7
manambitamby ahy...
   Am7   Bm7          Cmaj7
misisika eo an-tratrako eo
   Bm7       Em
manambitamby ahy..


Ilay ampela kely tsisy tompony iny
mampitonantonana ahy
midonaka ny loha
mankararirary fo ...
nefa tiako izy
tiako izy e
   Am7   Bm7          Cmaj7
misisika eo an-tratrako eo
   Bm7       Em
manambitamby ahy..
   Am7   Bm7          Cmaj7
misisika eo an-tratrako eo
   C/D       G
manambitamby ahy..

Am G6 Em
          sahirana ny loha
          ka reraka ny fo 
          nefa tiako izy e
               
oay ilay sipakeliko iny
mitady hanaraka ahy
f’izaho dia tsy sahy
aleo ihany izy
aleoko e
misisika ao an-tratrako eo
ho nofinofiko

oay ilay sipakeliko iny e
manome fitiavana any
f’izaho dia tsy sahy
aleo ihany izy e
aleoko
misisika ao an-tratrako ao
ho nofinofiko
misisika ao an-tratrako ao
hanambitamby ahy
misisika ao an-tratrako ao
ho nofinofiko


Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s