Antsoy ny anarako


Cmaj7	: x3545x
Fmaj7	: 1x221x
Em7	: 022030
Dm7	: xx0211
Dm6	: x20231
G/B	: x2003x
Gm6	: xx2333

 Cmaj7               Fmaj7
Raha sendra tojo alahelo
 Em7         Am7   Dm7  G
Raha toa ka mamelovelo
Cmaj7           
Andramo antsoina
    Fmaj7            Dm6         Am       
Andramo, andramo antsoy ny anarako
Bb              Am 
Antsoy ny anarako
Bb              Am
antsoy ny anarako
 G        Fmaj7 Dm7        Em
Fa ho avy aho  handom-baravarana
 F      G       Am7 G/B
Hivimbina hasambarana

Raha toa ka tsy ampy fitia
Misalasala ny dia
Andramo antsoina
Andramo,andramo antsoy ny anarako
Antsoy ny anarako, antsoy ny anarako
 G        Fmaj7   Dm7         Em    G     C
Fa ho avy aho    hivimbina fitiavana ho anao


 Gm6  A              Dm7
Nefa tiako ho fantatrao
    G                 Cmaj7
F’izaho dia miantso anao
     Fmaj7        Dm7
Isan’andro vaky izao 
      G
vita hira ny anaranao

Saingy anaty fotsiny ihany
No iantsoko anao
Manjary hatramin’izao tsy tonga ianao ka:

Raha toa ka tsy ampy fitia
Misalasala ny dia
Andramo antsoina
Andramo, andramo antsoy ny anarako
Antsoy ny anarako, antsoy ny anarako
Fa ho avy aho hivimbina fitiavana ho anao


Fa ho avy aho hivimbina fitiavana ho anao



Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s