Dia ho nofiko ve


Cm    : x35543


G                             D                  
Asa raha fantatrao fa mbola miandry foana any aho
             C                        G
Miandrandra sao mbola aminao 'lay fitiavana
               D
Manantena ny anilanao, 
    C           Cm  
F'izany no mampionona ny fo.


    D                            C          
F'izaho aloha dia tsy manahy fa tia tokoa
 Cm                            G
Miandry anao miandry foana hatram'izao
             D
Mbola tsy mamohy fo
  D                            C
Niezaka aho nanao izay rehetra azo atao
   Cm                   G
Nikaroka nitady izay itiavanao ahy
            D
Nefa atao ahoana moa
          C         D          G
Mbola ho nofy ny anjarantsika roa.


Na ireo fihetsikao
Toa mahasarom-piaro lava izao
Fa sariaka loatra ka manahy sao lasa any ianao
Nilaza fa hoe tia anao
Nefa matahotra aho sao lavinao eo aho.