Efa nomeko azy


Em9    : 024030
Cadd9  : x32033
Am7    : x02010
A7     : x02020
G/B    : x20033
G      : 320033
A7/C#  : x42020


Em9                Cadd9
Fahiny aho raha nitia
Em9         Cadd9
Tsy nohenoinao
Em9          Cadd9
Nanome ny rehetra
Em9       Cadd9
Fa nolavinao
Am7             G/B  Cadd9      D
Ireny rehetra ireny tam-pitiavana
Am7               G/B Cadd9  D
Saingy ny nasetrinao fandavana
Em9                  Cadd9
Naleoko mihintsy nangina
Em9      Cadd9
Nandao anao
Em9                  Cadd9
Nandeha nitady olon-tiana
Em9      Cadd9
Hafa vaovao
Am7          G/B  Cadd9 D
Olona anankiray hiarahana
Am7              G/B  Cadd9  D
Sy mba hifampizarana fitiavana

          G A7       Cadd9 D          G
Ka efa nomeko nomeko azy ireo izay rehetra
Am7      Cadd9      D
nomeko anao tamin’izany
        G A7        Cadd9      D        G
Efa nomeko, nomeko koa ilay fitiavako izay
Am7    Cadd9   D  Am7
natositosikao t@izany
       Cadd9    D       G
Nomeko azy fa tsy nilainao

Ankehitriny ianao mitady ahy
Te hamerina indray ireo lasana
Izaho anefa aty efa nanadino
Efa mibanjina indray izay ho ampitso

Ka efa nomeko, nomeko azy ireo izay rehetra
nomeko anao t@zany
Efa nomeko, nomeko koa ilay fitiavako izay
natositosikao t@izany
Nomeko azy fa tsy anjaranao

         Em             A7        D
Fa misy fetra ihany ny zavatra rehetra
            Cadd9              D          G/B   Am7   G
Toy ilay fitiavako anao izay tsy afaka mitoetra ô!ô!ô!
        Am7 G/B Cadd9      A7/C#  D
Fa efa no   -meko azy (3) hiadananay…

Ka efa nomeko, nomeko azy ireo izay rehetra
nomeko anao t@zany
Efa nomeko, nomeko koa ilay fitiavako izay
natositosikao t@izany
Ka efa nomeko, nomeko azy ireo izay rehetra
nomeko anao t@zany
Efa nomeko, nomeko koa ilay fitiavako izay
natositosikao t@izany
Nomeko azy fa tsy nilainao
Tsy nilainao, tsy anjaranao!

2 réflexions sur “Efa nomeko azy

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s