Fa mbola miandry

 

F#m	:	244222
C#m     :       x35543


     E
Mandroso ny fotoana
Tsy mierikerika aho
    B
Indray mi-pimaso 
ireo taona toy ny tselatra
F#m
 Fa mbola miaritra an-tananao aho
    A
 Atsipitsipin'ny onjan'ny fiainana



Ny feon'ny fahoriana
Tsy mety mangina
Fa mbola feno sedra anatiko ao
Be ny eritreritra
Mampieritreritra
Asandratro ho anao

C#m
 Efa fantatro 
 Izay mahasoa
C#m
 Hitantanao ny diako
C#m
 Fa rahatrizay 
          B
 Ho avy ilay fahafahana

                 E
Fa mbola miandry aho
                 B
Ny anjaran'ny fiainako
      F#m
Na mavesatra ny adi-tsaina
         A
Izay hatrehako

Kanefa matoky aho
F'Ianao no lalako
Hibaliaka indray ny mariana
Ho foana ny taraina
Ry Ray tsitoha

Ireo vato natoratoraky ny hafa
Ho lasa trano bongo fialofako
Ireo fery miafina

Sy ireo ratra
Ho loharanom-pitiavako

Ha inona hidona 
Na inona hitranga
Tsy hatahotra intsony izay hiafarana
Efa feno anao ny tontoloko

Fa mbola miandry aho
Ny anjaran'ny fiainako
Na mavesatra ny adi-tsaina
Izay hatrehako

Kanefa matoky aho
F'Ianao no lalako
Hibaliaka indray ny mariana

Ho foana ny taraina
C#m Ry Ray tsitoha C#m B Efa eto Ianao Mbola miandry aho Tsy ho sasa-miandry aho Ny anjaran'ny fiainako Na mavesatra ny adi-tsaina Izay atrehako Kanefa matoky aho F'Ianao no lalako Hibalika indray ny maraina Hamirapiratra Ianao

2 réflexions sur “Fa mbola miandry

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s