Hiara-hiakatra sa hiara-hidina

E5 : 0x99(12)x A/E : 0x(11)9(10)x E7 : 0x999(10) Ea (Mi ambony) : 0x999x B$ (B Barage) : 799877 A$ (A Barage) : 577655

E5 A/E Efa ela isika no niara-dia E7 nefa raha sendra nisy nikodia Ea navela nitsipika ho azy tery E5 A/E Efa ela isika no niara-dalana E7 sendra lalana feno sampanana Ea dia adino ve ny dina ikambanana B$ A$ Abm Manahirana ery F#m E ny mitady ny lalan-kombana B ny mitady zay misy hazavana B$ A$ Abm Hiankavanana sa hiankavia F#m E no hahitana ny lalan-kivoahana B no hahitana zay mety iarahana Ea E5 A/E E7 E Hiara-hiakatra sa hiara-hidina C#m A$ Mba mahatokana ianao ry sakaiza D A$ E B$ tena marina tena marina C#m A$ mba mahatokana ianao ry sakaiza D A$ E B$ tsy matahotra, tsy matahotra A Raha irery mandeha miankavanana E sendra hantsana tsisy hanolo-tanana A Raha irery mandeha miankavia E tsy misy mpijery raha toa mikodia D Tsy milamina akory ny tany E dia ianao mahasahy mandeha irery Manahirana ery ny mitady ny lalan-kombana ny mitady izay misy hazavana Hiakavanana sa hiankavia no hahitana ny lalan-kivoahana no hahitana izay mety hiarahana Ea B$ Hiara-hihemotra sa hiara-handroso Ea E5 A/E E7 E Hiara-hidola sa hisosososo

2 réflexions sur “Hiara-hiakatra sa hiara-hidina

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s