Hiara-hivavaka

Hiara-hivavaka
Tondrom-peo:

E7 (2)

______
||o|||
||||o|
|||o|o
 E7/Ab (2)

______
||||||
||||o|
o||o|o
C/E (0)

______
||||o|
||o|||
||||||


           C
Tsy hanan-java-mahory isika
       F                   C
Hiara-hivavaka hatrany hatrany
       F                  Am
Io no lakana ho enti-hiampita
   F                 G
Mitondra antsika mankany
     F                 C
Kivikivy saika resy ianao
       E7        E7/Ab Am
Fa toa ory hava-manana
          F                C
Amin’ny anaran’I Jesosy andao
             G           C
Hifanaiky hifandray tànana
          F                C
Amin’ny anaran’I Jesosy andao
             G           C
Hifanaiky hifandray tànana

       F         C
Hiara-hivavaka isika
       G            C
Tsy mivadika Andriamanitra e !
       F         C
Hiara-hivavaka isika
         F          Am   G
Mandrapisokatry ny lanitra
     G               C
Fa tsy maintsy ho tafita
     E7         E7/Ab  Am
Re izany any andanitra any
   F            C
Fa ankohonany isika
            G              C
Am-pony am-panahy amin’ny Ray
   F            C
Fa ankohonany isika
            G              C
Am-pony am-panahy amin’ny Ray

Ho velombelominy ianao
eny amorondrano fialan-tsasatra
Tsy hisy tsy ho hainao atao
Voatsinapinao io lanja miakatra
Na ny aloky ny fahafatesana aza
Tsy hahasakana ny fahagagany
Ny aizimpito no mampilaza
F’efa manakaiky ny fahazavany
Ny aizimpito no mampilaza
F’efa manakaiky ny fahazavany

Hiara-hivavaka isika
Tsy mivadika Andriamanitra
Hiara-hivavaka isika
Mandrapisokatry ny lanitra
Fa tsy maintsy ho tafita
Re izany any andanitra any
Fa ankohonany isika
Am-pony am-panahy amin’ny Ray
Fa ankohonany isika
Am-pony am-panahy amin’ny Ray

     G
Tsy hisy hampimalo
         F             C
Na sarotra aza ny làlana
    G
Ny mason’ny fahavalo
           F        C
No latabatra hihinana
       F            C/E
Fa ny marina fahamarinana
    Dm         C
No hany làlana itondrana
           A#
Hatrany amparany
              G
Noho ny Anarany

Hiara-hivavaka isika
Tsy mivadika Andriamanitra é
Hiara-hivavaka isika
Mandrapisokatry ny lanitra
Fa tsy maintsy ho tafita
Re izany any andanitra any
Fa ankohonany isika
Am-pony am-panahy amin’ny Ray
Fa ankohonany isika
Am-pony am-panahy amin’ny Ray

Une réflexion sur “Hiara-hivavaka

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s