Kofa tia


Am	: x02210
Am7	: x02010
C/E	: 0x2010
G/B	: x2003x
Dm	: xx0231


C                G     
 Isan'ora isa-minitra aho
        Am                 Em
Mba mandinika ny fanaon'ny olona
              F              C/E 
De mahatsapa fa izay miara-droa
               G
De mifanankim-po


Efa hita tamin'ny tele sy video,
Ny gazety sy ny radio
Fa 'ty fiainana 'ty tsy milay raha vao tsisy fitia

Zany vady zany e!
N'aiza n'aiza eto ambonin'ny tany
Fiadanana ny dikan'izany,hasambarana

Tsiky sy tambitamby
Hafaliana sy sangisangy
Fa ny atsika roa no tsy mba toy izany
Fa soamaravo teny ihany.

           F              C/E
Satria ny revinao de mifamaly
         Dm                      C/E
Ary isan'andro aho miaritra an'izany
      Am7           G/B   C
Mba miezaka aho ny mananihany
            Am         G
Fa ianao misafoaka hatrany.
Mandinika ny tokony atao aho,
Fa sao mba lerany 'zao.
Tsy aleo ve re asina an'zany sao ho antitra eto ihany.

C               G
 Lazainao fa tinao aho.
Am              G
 Hoe tia ahy ianao e!
     F                C                G
Lay za mitomany no tinao sa le za mitalaho

Fa raha mba mila ny fitiavanao aho
mba mila ny tsikitsikinao e!
Longolongo ve no setrin'izany,avonavona hatrany

Marina fa tena tia anao aho,tia anao aho e!
Kanefa refa misy an'izany
de mba voatsindrona ihany
Marina fa tena tia anao aho
tia anao aho e!
Kanefa refa misy an'izany mahatsiaro voadona ihany

Satria ny revinao de mifamaly
Ary isan'andro aho no miaritra an'izany
Mba miezaka aho ny mananihany
Fa ianao misafoaka hatrany
Mandinika ny tokony atao aho
Fa sao mba leran'zao
Tsy aleo ve re asina an'zany
Fa sao ho antitra eto ihany

k'izay no nahatonga ahy saika ilako andry
satria ianao toa tsy mamaly fitia
raha toa tsy kopy aho angamba de tany
soa ihany aho fa tafa e!.... 

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s