Lasa




Eb	:	x36663
Eb7	:	x36363
Ab	:	466544
Abm	:	455444
Bb	:	677655
Ebmaj7	:	x36563
F#m	:	244222
C#m	:	x32213
Ab/A	:	5x6544


 Eb                           Eb7
Lasa tsy naharitra aho mba hitady
               Ab        Abm          Eb
Ilay hasambaranao any ambadika any ho any
 G    Ab     Bb        Eb   
Ny veloma narahinao tomany,
     G        Ab       Bb
tsy mety hadinoina hatrany anatiko any
 G       Ab         Bb          Eb           
Toa tsy haiko ny hanao veloma anao
    G         Ab             Bb
Nandao ireto masonao nanganohano

Tsy nahatsiaro vizana aho
Raha nioty ireo vonikazonao,
tany an-tany lavitra
Fa ny mody ny ho eo anilanao ,
no hany fanafody hamalifaly anao
Maika ery aho ny hamakivaky irony alina mangina,
feno fahoriana

Eb                    
  Aizina sy ny orana nandena
Ebmaj7
  Hirifiry solafaka lava e
Eb7                          Ab
 Ny fanala nitsinjo ahy aza dia
       F#m         Bb
Tselatra no jiron-dalako

G                        C#m
 Nefa izany fiaretako izany,
            F              Bb
 Nafeniko ihany,tsy fantatrao
G                              C#m
 Tanisaiko ho ahy ireo izay mikiky mandratra ahy
       F             Bb                 
 Dia miafina mangina ao anatiko ao

Eb         G
Ao anatiko ao

C#m  Eb   

Ab         Ab/A     Bb      
  Rehefa izany fiharetako 

G C#m F Bb

Tonga aho tsy nitsena ianao
Ka dia niantso aho 
Dia nipararetra feo, ka dia nanjoretra teo
 
Nikotaba aho nikaroka anao
Ny feoko sy ny teny mba hiverenanao
Ka ny maso ny rano mitoreo,
Nanoritra tomany nifarana teo

Fa veloma tsy fantatra intsony
Ny ho avy hitanisa handrasana hitony
Avelao aho hanao veloma anao
Hangiana samy irery tsy hahatsiaro anao

Lasa tsy nahandry anao 
Nefa izao mitamberina eto indray
Rehefa tojo ny andro iray 

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s