Mahatsiaro


Capo case voalohany

Am7	: x02010
Am7/G	: 3x2010
D/F#	: 2x0232
Em/Ab	: 4xxx00


G           D    C
 Taona maromaro zay
     D                 G
No tsy niaviako aminay agny eh
              D                  C
Olo iaby antanagna eh fa tseriky ahy
      D                     G
Fitadiava toy tsy mora zama an
                 D             C
Mahatsiaro anao zaho tany niaviako
 D                   G 
Many anareo havako atoy eh
           D                  C
Ahita anareo foagna no fagniriako eh
  D                                        G  Em/Ab
Tsy hita ny ataondraha ategna fa tsy mahafoy

 Am7               Am7/G      D/F#
Lavitsy loatse ny tany misy anay
   B7                             Em
Ka antsa antsa ro sisa mba mampatiahy
 Am                            B7
Fombafomba nisy tamy reo razambe hey
            Em (D/F# G Em/Ab)
Misy anany zao ho [x 2]
  
  Am                  C        
K'aza malahelo agny anao mama an
      B7                   Em
Tsy mbola niova zaho zanakao
  Am              C      
Tsofy rano zaho atoy baba ah
G                    D                
Andro aray mbo avy avao

G          C             D              G
 Oh Raniny eh anao akory eh hey gny afaràko
           C              D           G
Nareo atoy eh ka malahelo oh ho fa ho avy aho [x 2]

Hey agny avao gnany zay lahy
Ho avy eh
Ho avy le raha hay

Hey hein

Taona maromaro zay
No tsy niaviako aminay agny eh
Olo iaby antanagna eh fa tseriky ahy
Fitadiava toy tsy mora nama an

Mahatsiaro anao zaho tany nagniriako oh
Many anareo longoko atoy eh
Ahita anareo foagna no fagniriako eh
Tsy hita ny ataondraha ategna fa tsy mahafoy

Lavitsy loatse ny tany misy anay
Ka antsa antsa ro sisa mba mampatiahy
Fombafomba nisy tamy reo razambe hey
Misy anany zao ho [x 2]

K'aza malahelo agny anao mama an
Tsy mbola niova zaho zanakao
Tsofy rano zaho atoy baba ah
Andro araiky mbo avy avao

Oh Raniny eh anao akory eh hey gny afaràko
Nareo atoy eh ka malahelo oh ho fa ho avy aho [x 2]

Une réflexion sur “Mahatsiaro

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s