Mbola io


D/F#	: 2x0232
G/B	: x20003
A7	: x01010
Em	: xx2453
Em/D	: xx0453
Em/Db	: x4x453
Em/C	: x3x453

G                 D/F# 
 Mahatsiaro ny fahiny aho
Em             D
 Fahiny mbola kely
C                   G/B                   
 Mahatsiaro tsiaro foana satria:
A7                   D
 Mbola indro tsy afabela

Ilay isika roa tany an-tsekoly
Ilay isika tsy nifankahalala akory
Nanomboka mpinamana, vao niaraka

Em                Em/D 
 Dia mirava avy mia---natra iny
Em/Db             Em/C
 Dia tafiara-dalana
G                 C           D      G
 Nefa raha vao mijohy dia tantara mitohy

Ilay mirava avy mianatra iny          
Dia tafiara-dalana                 
G                 C           D      G    F#  
 Nefa raha vao mijohy dia tantara mitohy

B                                    E
 Betsaka ireo zavatra izay mety ampisaraka an!
B                              E
 Maro loatra koa ny tsy itoviana
B                                                E          D
 Raha vao mifangarongaro nefa dia tsy maintsy mihavana an! 

G                      D                        G                                                      
 Izay no ataovy ao an-doha sy miraikitra ao am-po
C                      D                      Em
 Izay no ataovy ao an-doha sy miletika ao am-po
C                      D                    C
 Izay no ataovy ao an-doha sy miraikitra ao am-po

Mijery ny ankehitriny aho
Ny anio iainan-tsika
Manotany tena lava aho satria
Ianao tsy mino foana
Dia mbola tsy matoky foana ianao
Tsy mino ny ela vita
Kanefa na roanjato pejy any aza
Tsy ampy ny tantarantsika
Tsy hitanao ve io an!
Fa tsy izao ve io
Ny omaly tadidio fa banjino koa ny anio
Itanao ve io an
Za mbola io
Ny omaly tadidio fa banjino koa ny anio

Refrain X2
Na aminao io eh na amin’ahy
Fa dia izay hoa dia izay dia izay ao!

Une réflexion sur “Mbola io

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s