Nolalovanao





Misy Capo eo amin'ny case voalohany

G5/E		: xx2033
B7		: xx1202
D6		: xx0202
A/C#		: x4x200
A/C		: x3x200
Dsus2/B	        : x20230
Dsus2		: xx0230
Gadd9	        : 320033
Am7		: x02010

Intro
G5/E    B7    D6    A/C#    A/C   Dsus2/B   C   Dsus2

     G5/E                 B7
Lay nofinofy mamiko hatrizay
     D6                      A/C# 
Lay noheveriko tsy ho to intsony 
      A/C                   Dsus2/B          
Hoe iaina anaty fitiavana iray      
         C             Dsus2
toy ny anaty horonan-tsary 

Hoe tsy ho tsaroako intsony ny rehetra 
Ny saiko hangina fa ny foko hitroatra 
Ho afaka hitempo fitia tsy voafetra, hitia tsy misy fepetra 

 G    D   Em                C                 Am7 
Nolalovanao vao tsapako fa hay lay nofinofy iray 
                 D
ho tanteraka amizay
 G    D   Em                  Am 
Nolalovanao ka fantatro fa ianao 
                 C          D           G
ilay fitiavana iray tanaty nofiko hatrizay 

Noheveriko fa tsy mba izaho 
No ho tojo olona iray dia ianao 
Ka hiparitaka tsy hahalala intsony ny ambany sy ny ambony 
Nihoarako daholo ireo fefy 
Tsy henoko intsony ireo zay niteny hoe tsy mety 
Ny hany tspako fo feno fifaliana fa tojo fitiavana niriana 

Nolalovanao vao tsapako fa hay lay nofinofy iray 
ho tanteraka aminzay 
Nolalovanao ka fantatro f'ianao 
lay fitiavana iray tanaty nofiko hatrizay 
Ka fantatro f'ianao ilay fitiavana iray 
niriko ho mandrakizay

Une réflexion sur “Nolalovanao

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s