Rahoviana


Am    : x02210
Em    : 022003
Dm7   : xx0211
G/B   : x20033

Intro : Am G/B C
        Am G/B C
        Am G/B C F
        Dm E   Am

     Am                     Em
Isan'andro isan'andro dia miantso ny Ray
         F            G      C
Hoe nankaiza moa zay Zanako zay
     Am          
Isan'andro isan'andro ny
 Em
Famindrampony
   F               G         C
Ianao anie dia tsy afaka am-pony
      Dm7                     Em
Fa ianao no tsy nety, hoe handao vetivety
  F                  G
F'Izy anie nanomana fety

Tsy hoe tsy nahalala, tsy zanaka adala
ninia ianao nivoaka ny vala
Fa ianao tena tiany tsy foiny tsy ariany
Izany anie ny antony hiaviny
Fa raha ho avy ny andro mba hiverenanao
Fety anie ny ao an-trano ao

 Am          G/B       C
Rahoviana ianao vao ho avy?
 Dm          C          G/B
Rahoviana ianao vao mba ody?
     Am          G/B       C    
Rahoviana fa ny Tompo efa sasatra
  F
miandry?
  Dm7       G   C
Miandry ny Dadanao

Dia nalefan'ny Ray ilay tokany iray
Jesosy anie ilay Izy hatrizay
Tonga Izy hitady sy hamonjy ny very
Fa raha mody ianao tsy mandeha irery
Fa ianao mila mino Jesosy ilay hino
F'Izy anie no lalana ny mino

Dia nalefan'ny Ray ilay tokany iray
Jesosy anie ilay Izy hatrizay
Tonga Izy hitady sy hamonjy ny very
Fa raha mody ianao tsy mandeha irery
Fa raha ho avy ny andro mba hiverenanao
Fety anie ny ao an-trano ao..

Rahoviana...