Ramano Be Galona

Capo case fahatelo (Lolo sy ny tariny)

G5    : x2003x

    Am       G5  C
Ny tanin-dRama--no
     Dm       C G
Dia tany zanatany
    Am   Em     F G
Ny tany tamin’izany
       G    G Am  G5  C 
Mbola feno Zana--ta--ny

Nanaing'i Ramano
Tsy afaka Nanda e!
Nirongo Basy lava
Nilanja Barda a

Adino naleha 
sy anaovana kinangy e 
Nitifitra na maty 
nefa olo zana-tany 
Naverina Ramano ô 
Tsy maty nefa angano ô 
Ny vandry zay nipoaka 
Nan-janaka ny lohany 

Galonan’dRamano ô 
Ten’izy tena izy é 
Fa nisy nampihomehy 
Nampihoraka ny ankizy 
Satria kapsily Sy fatina bilao 
Korintsana eny an-tratrany 
Grade be tsy zakany 
Nalevona omaly 
Ramano be galona 

Reo mpananihany 
Nanjary nitomany 
Ny tanin-dRamano ô 
Dia tany zanatany                                                             Ny tany tamin’izany 
Mbola feno zana-tany