Ravoravo


C/E   : xx2010
F     : xx3211
F/G   : 3x321x
Dm7   : xx0211

Intro

F - C/E - F/G - C/E

 C/E         F  F/G  C/E   
Manakory ’nareo, 
  C/E     F        F/G  C/E
Tsara be fa mitsafa
  C/E         F    F/G   C/E 
Mbarakaly ’nareo ô, 
        C/E       F    F/G      C/E   
Ino vaovao ino maresaka amina’ reo

F  C/E  F/G       C/E
           Amina reto o!


Manakory nareo, tsara be fa mitsafa
Mbarakaly ’nareo ô, ino vaovao ino maresaka amina’ reo 

F           C/E           F/G    C/E
 Ts’isy vaovao ts’isy maresa----ka, 
F     C/E      F/G  C/E
 salama tsara be (in-2)            

 F            C                 G        C
Nahatongavanay atôy moa ts’isy raha marobe
  F           C         G               C            
’Zay mitady ny tsara, ’zay mitady hafaliana,
  F           C       G             C                 
’Zay mitady ny soa, ’zay mitady fitiavana,
 F     C                 G   C            
Zay mitady vaovao mahafaly            

Nahatongavanay atôy... 

Nihavianay avy tany, tsisy raha mampalahelo ô 
Ary tsisy raha tokony hampiady 
F’zay manimanina no tonga mamangy 
Tsara zalahy manimanina e, misaotra mamangy (in-2)           

Nahatongavanay atoy moa ts’isy raha marobe           
’Zay mitady ny tsara, ’zay mitady hafaliana,           
’Zay mitady ny soa, ’zay mitady fitiavana,           
’Zay mitady vaovao mahafaly 

C     Dm7      G          C
 Ravoravo o, ’zay tonga atôy
 C        Dm7     G       C 
Feno hafaliana mahita anareo
C     Dm7          G          C 
 Ravoravo o, ’zay tonga aminareo io o 

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s