Solemita

G/B    : x20001
Am     : x02210
Dm     : xx0231
Em     : xx2000


   C                    G/B
Misaotra an'Andriamanitra aho
    Am           C    F  Am              
fa notolorany ho ahy 
                C   G
Ilay tian'ny fanahiko 
     C                G/B
Izy Tompon'ny fitiavana 
     Am           C   
no mbola angatahana 
F   Em       Dm        
 Fanahy Masina 
     C            Am   G
handrakotra ty fiainanay 

Ref: 
          F          Am 
 Fa na ny ony maro aza
          C              G
 tsy hahafaty ny afom-pitia
     F                  Am            G 
 Satria ilay Ray izay  mitahy azy ihany
               C 
 no mitsodrano azy
 
  C                 G/B
Ataoko eto anatrehany 
     Am              C   F  Am
ny voady tsisy fetrany 
                 C   G
Ho tia anao mandrakizay
    C                G/B 
Ny heriny no iankinako 
   Am               C    F Em Dm
fa olombelona ihany aho 
       C          Am     G
Tsy hatohitra ny fakampanahy 

Ref

             C
Izao isika iray  
      F    G         
(ho iray iray ny fiainanay) 
    C           F            G  
Satria izao no lahatr'Andriamanitra
                C 
Voafatotra ho iray 
      F    G
(ho iray iray fitiavana)
    C           F          G 
Ny sitrapon'ny Ray no nahatonga izao 
    F           Am          G
Ka dera saotra laza no mendrika atao