Soson-kevitra


Sehetra ahafahanao mametraka hevitra mampandroso ho entina anatsarana na eo amin’ny lafiny « tablature » na eo amin’ny lafiny fifandraisana na koa hoan’ireo zay tia aneho fisaorana na torom-po. Ny hafatra fotsiny dia ny fifanajana eo amin’ny teny ampiasaina. Ambonin’izany aoka ny tsirairay mba iezaka tsy ampiasa fanafohizan-teny ary koa aoka teny gasy ranoray na teny vahiny ranoray na teny gasy fa asiana faraingo sosona ny teny vahiny no ampiasaina. Izany moa no atao mba itazomantsika ny hasin’ny teny ampiasaina.

« Ny hevitra no miady fa ny olona mifandamina ».

Mazotoa indray ary.

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s