Tena raraka

Capo case voalohany

Gadd9    : 320033



   D             
Manao azafady raha mba hanantsafa
     D
Tsy hananihany aho na zavatra hafa
    Gadd9
Fa misy ho lazaina
        D
Tena mihatra aman’aina

Vao nahita anao aho tamin’ny télé
Ny foko avy hatrany dia nidoboka be
Tsy nahateny firy aho
Raha vao nijery anao aho

Bm                 Em
  Ka rehefa eto ianao
              A              D
Vao mainka mihoatra nofy ny hitan’ny masoko
Bm                  Em        C
  Hay tena marina izany , fa ianao 
                   A       
Anjely latsaka an-tany  

     
Efa henoko tokoa fa nitady ahy ianao
Raha resaka matotra ny zavatra atao
    Gadd9               D       C    G
Efa eto aho , miandry anao aho
Dia mba lazao avy aza misalasala
F’izaho efa liana sy te hahalala
Efa eto aho
Mihaino anao aho
Izaho tsy anjely izany
Fa olona tsotra ihany
Mba toa anao koa
Ka lazao ny resakao Ndrematoa


Refrain : 

 D        Gadd9  A             D
Raha mifanojo     ny eritreritsika
 D      Gadd9 A            D
Dia ho maro    ny zavatra vita
 D            Gadd9   A                D
Raha mety ny tantana , hahavita lalan-davitra
      D         Gadd9
Raha masaka ny resaka
       A
Ny mpitia , ( Ny mpitia anao )
          A
Ny mpankafy , ( Ny mpankafy anao )
               D
Marina tsy ho betsaka , ( Lasa tia anà koa ! )

G                                A
  Toa tsy miteny mazava anefa ianao
G                                                          A
Raha ilay nolazaiko teo ve , miaraka amin’izao fihetsiko izao
Dia mbola tsy azonao foana e ? !! an !!
G                               A
  Mivaloharika fotsiny ny endrikao
            G                                 A
Izao an ! Izaho tena raraka aminao e , tena tia !

Hay ve ? !!

Manahy aho raha izany no tadiavinao
Tsy afaka hamaly ny sitraponao
Satria efa fantatrao
Tsy afaka intsony aho
Noheveriko ho asa tena metimety
Hiaraka hihira na mba hanao fety
Hay zavatra hafa
No anton’ny antsafa

Rehefa tsy mety ianao
Dia andao kely hiaraka ho any an-tanàna
Raha toa ka sitrakao e
Mba hanindriako , ireo bandy akama
Andao re ry anjely kely aaa !

Tsy mifanojo ny eritreritsika
Tena tsy mety ?
Tsy ho maro ny zavatra ho vita
Tsy hitaingina an’ilay sarety
Tsy mety ny tantana , tsy hahavita lalan-davitra
Ndao re e !
Tsy masaka ny resaka , ho reraka
Marina e …
Ianao , ( tena…) , indrisy tena raraka
Midona @ vato ny lohako

G       A           D
 La la la la la la la
Sao ‘ ngô misy manana nimérôn’I Stéfanie