Tsy foiko ianao

Capo : case voalohany

A/C#    : x4222x
G/B     : x20033
Em      : 022000
D7      : xx0212
Cmaj7   : x35453

 D           A/C#           G/B       D
Ianao foana no mameno ny fiainako tontolo
 D            Em
Toa tsy misy ny fotoana
G                 A
 tsy anembonako anao
        D               A/C#           Cmaj7        G/B
Na ny atoandro na ny hariva indrindra moa fa ny alina, 
 D              A   D
feno anao ny fiainako 

Bm          A/C#      
Embona tsy mety ho ritra
           D       G  
Tsy hanam-pataperana
       D             
Mipololoitra tsy hay tohaina
            A
Tsy asakana anao
       D            D7
Toa fitia tsy lefy hery
          G         Gm
Tsy angatsiaka velively
         D        A
Fa ho doria tokoa
            D  
ho lamban'akoho.

Ref: 
                  A
     Tsy foiko ianao,
             G              D
     ianao irery hatramin'izao
            F#                        Bm
     Tsisy toa anao aky raha mbola fitia
          G          D  A       D   
     tokana ianao ho ahy mandrakizay.

Ny endrikao no mameno ny foko sy ny saiko
Toa tsy misy ny fotoana
Tsy ahatsiarovako anao.
Na atoandro na hariva
na matory na mandeha
Lasanao ny foko rehetra

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s