Tsy mila hafa


Em		: xx2453
C		: x3x010
Gadd9	        : 320022
G/B		: x20003
F#m		: 244222


Intro:

D  Em  C  D

Efa ela ihany no nifankahalalantsika sy ianao...

Zavatra kely tsy nisy niheritreritra iny dia..., 
niova teo daholo ny fiainantsika
Hasa raha tadidinao fa... 
eny e

Misy fotoana aho am'zao mandini-tena, miheritreritra 
ohatry ny lasa ny saiko dia...

manontany tena hoe, raha tsy teo tokoa moa ianao 
dia mba ahoana?


D               Em             C                   D
  
 Toa tsaraoako foana, lay ora nifankahalalako taminao
D                      Em                      C

Efa nandeha teny ny fotoana, toa mbola tsy afaka ato an-
                      D
tsaiko ihany hatramin'izao


Fijery nifanena, toa segondra roa na telo fotsiny ihany

Tsiky iray tsy haiko nofefena, no nahatonga izao

Dia latsa-paka taminao...

      D                       Em

Hasa na ianao tokoa va re no tena tsara
                   C                       D

Hasa tokoa ve na izaho no mora babo, tsy mba nahay nandà
      D                       Em

Hasa na ianao tokoa va re no tena kanto
     D              Gadd9

Na izaho no mora tia
                          C                     G/B

Henika aho f'ao aminao daholo ny hatsaràna nokasaiko rehetra
      
    D                                Em
Fahaizana, hatsaran'tarehy sy ny hatsaran'toetra
     C                        G/B                  D

Fa tsy ny hatsarànao, fa lay fo mitempo ao anatiny ao
     D
No miantso ity foko mbola tia...


               C

Ref: Fa mbola tiako foana...
   
                   G/B                     D                      
     Ianao no faniriako mbola tsisy niova mihitsy 
                      Em
     ilay fitiavako anao
              C                         G/B                    
     
Lay nofinidiko hifampizara ny hafaliako 
                       D                     Em
     na fotoana vitsy monja aza no ahitako anao
             C                            G/B                        

     Ny fijaliako ho lavitra ahy, ny fahoriako koa handao
                   D                 Em
     raha mbola ianao no mila sy tia ahy
          C                           G                 
     
Matokia ianao f'izaho tsy hiova Fo, 
                      D
     ka mbola hitia Anao!


D                  Em
  
 Omaly aho niheritreritra
        C                      D

Mety mihena ve ny lanjan'ny Fitia
Bm7                   E

 Nandinika anao, dia lasa saina

       C                        D
mba ho inona moa aho raha tsisy an'dry
(Hainao...)
D                   Em  
 fa na dia mifamaly aza isika

     C                    D
Miadiady, ka mifandratra Fo

D                       Em
 Mahatsiaro irery sady mangatsiaka
             C                D                      D                          

Raha vao tsy eo ianao, miady saina, ka mila ho vaky loha



      
Hasa na ianao tokoa va re no tena tsara

Na izaho no mora babo, tsy mba nahay nandà

Hasa na ianao tokoa va re no tena kanto

Na izaho no mora tia


Eny, lasanao ('ray) manontolo 
ny ato am'poko sy ny saiko rehetra 
(Efa lasanao daholo...)

Fitiavana natolotrao tsy mba manam-petra 
(Ny ato am-poko manontolo)                                 

Ka foiko omeko anao ilay Fo mitempo ao anatiko ao 
(Efa anafoiko omeko anao...)

Famenon'ilay Fonao efa tia!


          C

Fa mbola tiako foana...
   
              G/B                     D                      
Ianao no faniriako mbola tsisy niova mihitsy 
                  Em
ilay fitiavako anao
         C                         G/B                    

Lay nofinidiko hifampizara ny hafaliako 
                  D                     Em
na fotoana vitsy monja aza no ahitako anao
        C                             G/B                        

Ny fijaliako ho lavitra ahy, ny fahoriako koa handao
              D                 Em
raha mbola ianao no mila sy tia ahy
     C                           G                 

Matokia ianao f'izaho tsy hiova Fo,ka mbola hitia Anao!
      C      D    E
(ka mbola hitia Anao!)

          D

Fa mbola tiako foana...
                           
              A                       E                 
Ianao no faniriako mbola tsisy niova mihitsy 
                  F#m
ilay fitiavako  anao
         D                         A                      E
       
Lay nofinidiko hifampizara ny hafaliako na fotoana 
       E                     F#m
vitsy monja aza no ahitako anao
        D                            A                       
       
Ny fijaliako ho lavitra ahy, ny fahoriako koa handao 
              E                 F#m
raha mbola ianao no mila sy tia ahy
     D                           A                   E     
       
Matokia ianao f'izaho tsy hiova Fo, ka mbola hitia Anao!

E               F#m            D                   E                      
 Toa tsaraoako foana, lay ora nifankahalalako taminao

Efa nandeha teny ny fotoana, 
toa mbola tsy afaka ato an-tsaiko ihany hatramin'izao

Ilay fijery nifanena, toa segondra roa na telo fotsiny ihany
     E                       F#m                 D

Ny tsiky iray tsy haiko nofefena, no nahatonga izao
                      E        F#                     

Dia teo no tafalatsa-paka taminao...

Hametraka hafatra...

Choisissez une méthode de connexion pour poster votre commentaire:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s